2 Mpanjaka 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary narodan’ny tafiky ny Kaldeanina manontolo, izay niaraka tamin’ilay lehiben’ny mpiambina, ny manda manodidina an’i Jerosalema.+ Jeremia 39:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nodoran’ny Kaldeanina avy eo ny tranon’ny* mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+
10 Ary narodan’ny tafiky ny Kaldeanina manontolo, izay niaraka tamin’ilay lehiben’ny mpiambina, ny manda manodidina an’i Jerosalema.+
8 Nodoran’ny Kaldeanina avy eo ny tranon’ny* mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+