2 Ary ianao, ry Betlehema Efrata,+
Kely loatra ianao ka tsy tokony ho anisan’ireo arivon’i Joda akory,
Nefa avy ao aminao no hivoahan’ilay hotendreko ho mpitondra eo amin’ny Israely.+
Efa hatramin’ny taloha ela be no niandohany, efa hatramin’ny andro fahiny.