13 Havoakako avy any amin’ireo firenena izy ireo, ary hangoniko avy any amin’ny tany samy hafa ka hoentiko ao amin’ny taniny. Hiandry ny ondriko eny amin’ny tendrombohitr’i Israely aho,+ dia eny amoron’ny renirano sy eny amin’izay rehetra azo onenana ao amin’ilay tany.