Ezekiela 34:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hesoriko tanteraka ao amin’ilay tany ny bibidia masiaka,+ ka hiadana sy hilamina izy ireo any an-tany efitra, ary hatory any an’ala.+
25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hesoriko tanteraka ao amin’ilay tany ny bibidia masiaka,+ ka hiadana sy hilamina izy ireo any an-tany efitra, ary hatory any an’ala.+