Genesisy 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Avy eo dia nandefa solifara sy afo i Jehovah, ka nalatsany toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora ilay izy. Avy tamin’i Jehovah avy any an-danitra izany.+ Jeremia 25:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 ‘Hisy feo hanakoako hatrany amin’ny faran’ny tany,Satria mifandahatra amin’ireo firenena i Jehovah. Izy mihitsy no hitsara ny olombelona* rehetra.+ Ary hatolony hovonoina amin’ny sabatra ny ratsy fanahy’, hoy i Jehovah.
24 Avy eo dia nandefa solifara sy afo i Jehovah, ka nalatsany toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora ilay izy. Avy tamin’i Jehovah avy any an-danitra izany.+
31 ‘Hisy feo hanakoako hatrany amin’ny faran’ny tany,Satria mifandahatra amin’ireo firenena i Jehovah. Izy mihitsy no hitsara ny olombelona* rehetra.+ Ary hatolony hovonoina amin’ny sabatra ny ratsy fanahy’, hoy i Jehovah.