-
1 Tantara 9:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Efa-dahy no lehiben’ny mpiandry vavahady* nanao an’ilay andraikitra. Levita izy ireo ary mendri-pitokisana, ka niandraikitra an’ireo efitrefitra* sy ny fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.+ 27 Samy nijanona teny amin’ny toerany, nanodidina ny tranon’ilay tena Andriamanitra izy ireo nandritra ny alina, satria anjarany ny niambina. Andraikiny koa ny lakile, ka izy ireo no nanokatra an’ilay trano isa-maraina.
-