Ezekiela 44:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ‘Izy ireo no hiditra ao amin’ny toerako masina, ka hanatona ny latabatro* mba hanompo ahy.+ Dia hanao ny andraikiny amin’ny fanompoana ahy izy ireo.+ Malakia 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “‘Sakafo* voaloto no atolotrareo eo amin’ny alitarako.’ “‘Dia hoy ianareo: “Fa inona no nataonay no hoe nandoto anao izahay?”’ “‘Satria ianareo miteny hoe: “Tsisy ilana azy ny latabatr’i Jehovah!”+
16 ‘Izy ireo no hiditra ao amin’ny toerako masina, ka hanatona ny latabatro* mba hanompo ahy.+ Dia hanao ny andraikiny amin’ny fanompoana ahy izy ireo.+
7 “‘Sakafo* voaloto no atolotrareo eo amin’ny alitarako.’ “‘Dia hoy ianareo: “Fa inona no nataonay no hoe nandoto anao izahay?”’ “‘Satria ianareo miteny hoe: “Tsisy ilana azy ny latabatr’i Jehovah!”+