Ezekiela 42:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Norefesiny daholo ireo ilany efatra. Nisy manda nanodidina an’ilay faritra nisy ny tempoly,+ mba hanasarahana ny faritra masina sy ny azon’ny vahoaka aleha. Indimanjaton’ny bararata ny lavan’ilay manda,+ ary indimanjaton’ny bararata ny sakany.+
20 Norefesiny daholo ireo ilany efatra. Nisy manda nanodidina an’ilay faritra nisy ny tempoly,+ mba hanasarahana ny faritra masina sy ny azon’ny vahoaka aleha. Indimanjaton’ny bararata ny lavan’ilay manda,+ ary indimanjaton’ny bararata ny sakany.+