Josoa 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nalain’i Josoa àry ilay tany manontolo, araka ny nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, mba hifampizaran’ireo foko.+ Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+
23 Nalain’i Josoa àry ilay tany manontolo, araka ny nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, mba hifampizaran’ireo foko.+ Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+