7 Tsy homena anjara eo aminareo anefa ny Levita,+ satria ny asa fisoronana naorin’i Jehovah no lovan’izy ireo.+ I Gada sy Robena ary ny antsasaky ny fokon’i Manase+ koa efa naka ny lovany teny ampita atsinanan’i Jordana, izay nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy.”