Jeremia 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lazao any Joda izany, ary ambarao ao Jerosalema. Mihorakoraha ary tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Miantsoantsoa mafy hoe: “Mivoria,Ary andao isika handositra ao amin’ireo tanàna voaro mafy.+
5 Lazao any Joda izany, ary ambarao ao Jerosalema. Mihorakoraha ary tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Miantsoantsoa mafy hoe: “Mivoria,Ary andao isika handositra ao amin’ireo tanàna voaro mafy.+