Jeremia 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lazao amin’izy ireo hoe: “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Raha tsy mihaino ahy ianareo ka tsy manaraka ny lalàna* nomeko anareo, Jeremia 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 dia hataoko hoatran’i Silo+ ity trano ity, ary hampiasa ny anaran’ity tanàna ity ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany rehefa manozona.’”’”+
4 Lazao amin’izy ireo hoe: “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Raha tsy mihaino ahy ianareo ka tsy manaraka ny lalàna* nomeko anareo,
6 dia hataoko hoatran’i Silo+ ity trano ity, ary hampiasa ny anaran’ity tanàna ity ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany rehefa manozona.’”’”+