Salamo 107:33, 34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Manova ny renirano ho tany efitra Andriamanitra,Sy manova ny loharano ho tany karakaina,+34 Ary ny tany mahavokatra ho tany ngazana feno sira,+Noho ny ratsy ataon’ny olona mipetraka ao. Jeremia 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Toy ny itehirizan’ny lavaka fanangonan-drano ny rano ho mangatsiatsiaka,No itehirizany ny ratsy fanaony ho mangatsiatsiaka. Herisetra sy fandravana no heno ao aminy.+Aretina sy loza foana no eo anatrehako.
33 Manova ny renirano ho tany efitra Andriamanitra,Sy manova ny loharano ho tany karakaina,+34 Ary ny tany mahavokatra ho tany ngazana feno sira,+Noho ny ratsy ataon’ny olona mipetraka ao.
7 Toy ny itehirizan’ny lavaka fanangonan-drano ny rano ho mangatsiatsiaka,No itehirizany ny ratsy fanaony ho mangatsiatsiaka. Herisetra sy fandravana no heno ao aminy.+Aretina sy loza foana no eo anatrehako.