Ezekiela 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiampatrampatra eo aminareo ny fatin’izay novonoina,+ ka tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.+ Ezekiela 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hiantra anao ny masoko ary tsy hangoraka anao aho,+ fa hataoko mizaka ny valin’ny nataonao ihany ianao. Dia hijaly vokatry ny zavatra maharikoriko nataonao ianao.+ Ary tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’+
7 Dia hiampatrampatra eo aminareo ny fatin’izay novonoina,+ ka tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.+
4 Tsy hiantra anao ny masoko ary tsy hangoraka anao aho,+ fa hataoko mizaka ny valin’ny nataonao ihany ianao. Dia hijaly vokatry ny zavatra maharikoriko nataonao ianao.+ Ary tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’+