Jeremia 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza matahotra azy,+Fa ‘ho eo foana aho mba hamonjy anao’,+ hoy i Jehovah.” Ezekiela 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra ny handrinao, izany hoe mbola mafy noho ny vatoafo.+ Aza matahotra azy na mihorohoro amin’ny endriny,+ fa taranaka mpikomy izy.”
9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra ny handrinao, izany hoe mbola mafy noho ny vatoafo.+ Aza matahotra azy na mihorohoro amin’ny endriny,+ fa taranaka mpikomy izy.”