Jeremia 37:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nivoaka avy any Ejipta ny tafik’i Farao.+ Dia henon’ireo Kaldeanina nanao fahirano an’i Jerosalema izany, ka niala tsy nanafika an’i Jerosalema indray izy ireo.+
5 Ary nivoaka avy any Ejipta ny tafik’i Farao.+ Dia henon’ireo Kaldeanina nanao fahirano an’i Jerosalema izany, ka niala tsy nanafika an’i Jerosalema indray izy ireo.+