Levitikosy 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny ny fananany.+ Tsy tokony hotazoninao any aminao mandritra ny alina mandra-paharainan’ny andro ny karaman’ny mpikarama.+
13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny ny fananany.+ Tsy tokony hotazoninao any aminao mandritra ny alina mandra-paharainan’ny andro ny karaman’ny mpikarama.+