46 Dia sahy niteny tamin’izy ireo i Paoly sy Barnabasy hoe: “Tsy maintsy notorina taminareo aloha+ ny tenin’Andriamanitra. Koa satria lavinareo izany ka tsy eritreretinareo hoe mendrika ny fiainana mandrakizay ianareo, dia ho any amin’ny hafa firenena+ izahay.