51 “‘Na i Samaria+ aza tsy nahavita ny antsasaky ny fahotana be dia be vitanao. Nataonao betsaka noho ny zavatra maharikoriko nataony ny nataonao. Dia ny rahavavinao indray no lasa hoatran’ny hoe olo-marina, rehefa jerena ny fanao maharikoriko rehetra nataonao.+