-
Jona 3:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia tonga tao amin’ilay tanàna i Jona. Rehefa avy nandeha an-tongotra iray andro izy, dia nitory hoe: “Efapolo andro sisa dia horavana i Ninive.”
5 Dia nino an’Andriamanitra ny olona tao Ninive,+ ka nanao antso avo hoe tokony hifady hanina daholo. Nitafy lamba gony koa izy ireo, hatramin’ny lehibe indrindra ka hatramin’ny kely indrindra.
-