Levitikosy 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Aza misy atolotra* ho an’i Moleka ny taranakao.+ Aza zimbazimbaina hoatr’izany ny anaran’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah. Jeremia 7:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nanorina an’ireo toerana avo ao Tofeta, ao amin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma,*+ izy ireo, mba handoroany ny zanany lahy sy ny zanany vavy ao anaty afo.+ Tsy nandidy azy hanao an’izany anefa aho, ary tsy tao an-tsaiko* akory aza izany.’+
21 “‘Aza misy atolotra* ho an’i Moleka ny taranakao.+ Aza zimbazimbaina hoatr’izany ny anaran’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah.
31 Nanorina an’ireo toerana avo ao Tofeta, ao amin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma,*+ izy ireo, mba handoroany ny zanany lahy sy ny zanany vavy ao anaty afo.+ Tsy nandidy azy hanao an’izany anefa aho, ary tsy tao an-tsaiko* akory aza izany.’+