Josoa 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary i Jehovah Andriamanitrareo no nanala azy ireo tsy ho eo anatrehanareo.+ Nandroaka azy ireo izy ka afaka naka ny taniny ianareo, araka ny efa nampanantenain’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+
5 Ary i Jehovah Andriamanitrareo no nanala azy ireo tsy ho eo anatrehanareo.+ Nandroaka azy ireo izy ka afaka naka ny taniny ianareo, araka ny efa nampanantenain’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.+