Ezekiela 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa natao ny fandinihana.+ Dia ahoana raha lavin’ilay sabatra ilay tehim-panjakana? Tsy hisy intsony ilay izy’,*+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
13 Efa natao ny fandinihana.+ Dia ahoana raha lavin’ilay sabatra ilay tehim-panjakana? Tsy hisy intsony ilay izy’,*+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.