-
Jeremia 49:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “‘Koa henoy izao!’, hoy i Jehovah. ‘Ho avy ny andro
Handefasako feo fanairana amin’ny ady,* ka hataoko mandre an’izany i Raba+ tanànan’ny Amonita.+
Ho lasa dongon-tany ngazana izy,
Ary hodorana ireo tanàna miankina aminy.’*
‘Dia halain’ny Israely ny tanin’ireo naka ny taniny’,+ hoy i Jehovah.
3 ‘Midradradradrà, ry Hesbona ô, fa rava i Ay!
Aoka ianareo hitaraina, ry tanàna miankina amin’i Raba.
Misikìna lamba gony.
-