Hosea 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nijangajanga*+ mantsy ny reniny, Ary nanao zavatra mahamenatra+ ilay niteraka azy ireo. Fa hoy izy:‘Hanaraka an’ireny lehilahy niarahako ireny+ aho,Dia ireo manome ahy mofo sy rano,Lamba volonondry sy lamba rongony, ary menaka sy zava-pisotro.’
5 Nijangajanga*+ mantsy ny reniny, Ary nanao zavatra mahamenatra+ ilay niteraka azy ireo. Fa hoy izy:‘Hanaraka an’ireny lehilahy niarahako ireny+ aho,Dia ireo manome ahy mofo sy rano,Lamba volonondry sy lamba rongony, ary menaka sy zava-pisotro.’