11 “‘Raha mbola velona koa àry aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hariako ianareo satria nolotoinareo tamin’ny sampy maharikoriko sy ny zava-maharikoriko rehetra nataonareo ny toerako masina.+ Tsy hiantra anareo ny masoko, ary tsy hangoraka anareo aho.+