Isaia 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia niantsoantso toy ny liona izy hoe: “Mijoro mandritra ny andro eto amin’ny tilikambo fiambenana aho, Jehovah ô,Ary mijanona eto amin’ny toeram-piambenako aho isak’alina!+ Jeremia 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Fa ianao kosa miomàna hanao zavatra,*Ary mitsangàna ka teneno amin’izy ireo izay rehetra asaiko lazainao. Aza matahotra be azy ireo,+Sao ianao indray no hataoko matahotra be eo anatrehany. Ezekiela 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ry zanak’olona, notendreko ho mpitily ho an’ny taranak’Israely ianao.+ Dia tsy maintsy mampitandrina azy ireo ianao rehefa maheno an’izay lazaiko.+
8 Dia niantsoantso toy ny liona izy hoe: “Mijoro mandritra ny andro eto amin’ny tilikambo fiambenana aho, Jehovah ô,Ary mijanona eto amin’ny toeram-piambenako aho isak’alina!+
17 “Fa ianao kosa miomàna hanao zavatra,*Ary mitsangàna ka teneno amin’izy ireo izay rehetra asaiko lazainao. Aza matahotra be azy ireo,+Sao ianao indray no hataoko matahotra be eo anatrehany.
17 “Ry zanak’olona, notendreko ho mpitily ho an’ny taranak’Israely ianao.+ Dia tsy maintsy mampitandrina azy ireo ianao rehefa maheno an’izay lazaiko.+