Ezekiela 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha mampitandrina ny ratsy fanahy anefa ianao, fa izy no tsy miala amin’ny faharatsiany sy ny ratsy fanaony, dia ho faty noho ny fahadisoany izy, fa ny ainao indray azo antoka hoe ho voavonjinao.+ Asan’ny Apostoly 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanohitra azy foana anefa ny Jiosy sady nanevateva azy, ka nakopak’i Paoly ny akanjony,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanareo.*+ Afaka adidy* aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”
19 Raha mampitandrina ny ratsy fanahy anefa ianao, fa izy no tsy miala amin’ny faharatsiany sy ny ratsy fanaony, dia ho faty noho ny fahadisoany izy, fa ny ainao indray azo antoka hoe ho voavonjinao.+
6 Nanohitra azy foana anefa ny Jiosy sady nanevateva azy, ka nakopak’i Paoly ny akanjony,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanareo.*+ Afaka adidy* aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”