48 ary miverina aminao amin’ny fony manontolo+ sy ny heriny manontolo izy, any amin’ny tanin’ny fahavalony izay nitondra azy ho babo, ka mivavaka aminao manandrify ny taniny, izay nomenao ny razambeny, sy ny tanàna nofidinao ary ny trano naoriko ho an’ny anaranao,+