-
Isaia 14:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Fa hoy ianao anakampo: ‘Hiakatra any an-danitra aho.+
Hasandratro any ambonin’ny kintana ny seza fiandrianako,+
Ary hipetraka eny amin’ny tendrombohitra fivoriana aho,
Dia any amin’ny farany avaratra.+
14 Hiakatra eny ambonin’ny tampon’ny rahona aho,
Ka hataoko izay hampitovy ahy amin’ny Avo Indrindra.’
-