9 Hahita loza izay miady amin’ny Mpanao azy!
Vakim-bilany tanimanga fotsiny mantsy izy,
Miaraka amin’ny vakim-bilany hafa eo amin’ny tany.
Ny tanimanga ve dia hilaza amin’ny Mpanefy hoe: “Fa inona koa ity amboarinao?”+
Ary ny zavatra namboarinao ve dia hiteny hoe: “Tsy manan-tanana ianao”?