Isaia 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Naheno an’izao fanamelohana an’i Babylona+ izao tao amin’ny fahitana i Isaia+ zanak’i Amoza: Isaia 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hiraviravy àry ny tanana rehetra,Ary hihorohoro noho ny tahotra daholo ny fon’ny olona.+