Daniela 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Aspenaza lehiben’ny tandapany mba hitondra Israelita,* anisan’izany ny avy amin’ny taranaky ny mpanjaka sy ny taranaky ny olona ambony.+ Daniela 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Avy tamin’ny fokon’i* Joda ny sasany tamin’izy ireo, dia i Daniela,*+ Hanania,* Misaela,* ary Azaria.*+ Daniela 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nentin’i Arioka haingana teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, ka hoy izy taminy: “Nahita lehilahy afaka mampahafantatra amin’ny mpanjaka ny dikan’ilay nofy aho. Anisan’ny olona natao sesitany avy any Joda izy.”+ Daniela 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela. Ary hoy ny mpanjaka taminy: “Ianao ve izany Daniela anisan’ny natao sesitany avy any Joda izany,+ ilay nentin’ny mpanjaka raiko niala tany Joda?+
3 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Aspenaza lehiben’ny tandapany mba hitondra Israelita,* anisan’izany ny avy amin’ny taranaky ny mpanjaka sy ny taranaky ny olona ambony.+
6 Avy tamin’ny fokon’i* Joda ny sasany tamin’izy ireo, dia i Daniela,*+ Hanania,* Misaela,* ary Azaria.*+
25 Dia nentin’i Arioka haingana teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, ka hoy izy taminy: “Nahita lehilahy afaka mampahafantatra amin’ny mpanjaka ny dikan’ilay nofy aho. Anisan’ny olona natao sesitany avy any Joda izy.”+
13 Dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela. Ary hoy ny mpanjaka taminy: “Ianao ve izany Daniela anisan’ny natao sesitany avy any Joda izany,+ ilay nentin’ny mpanjaka raiko niala tany Joda?+