Daniela 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Belsazara mpanjakan’i Babylona,+ dia nanonofy sy nahita fahitana i Daniela tamin’izy natory teo am-pandrianany.+ Dia nosoratany ilay nofy,+ ka nataony an-tsoratra izay rehetra hitany sy henony. Daniela 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Dia kivy be izaho Daniela tao anatiko tao, satria nampatahotra ahy ny fahitana hitako.+
7 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Belsazara mpanjakan’i Babylona,+ dia nanonofy sy nahita fahitana i Daniela tamin’izy natory teo am-pandrianany.+ Dia nosoratany ilay nofy,+ ka nataony an-tsoratra izay rehetra hitany sy henony.