2 Marina izao zavatra holazaiko aminao izao:
“Mbola hisy mpanjaka telo hitsangana any Persa, ary ny fahefatra hanangona harena betsaka noho ny an’ny hafa rehetra. Rehefa lasa mahery izy noho ny harenany, dia hoentaniny ny rehetra mba hanafika ny fanjakan’i Gresy.+