FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fa i Jehovah mihitsy no manome fahendrena,+

      Ary avy amin’ny vavany ny fahalalana sy ny fahaiza-mandinika.

  • Mpitoriteny 2:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ny olona mampifaly an’Andriamanitra no omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana.+ Fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona fananana fotsiny, mba homena an’izay mampifaly an’ilay tena Andriamanitra.+ Tsisy dikany koa izany fa misambo-drivotra fotsiny.

  • Jakoba 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena, dia aoka izy hangataka an’izany foana amin’Andriamanitra,+ satria malala-tanana amin’ny olona rehetra Andriamanitra sady tsy manome tsiny.*+ Dia homena azy izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2027)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara