Daniela 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Be dia be ny olona ho voadio, satria hodioviny sy hofotsiny ny tenany.+ Fa ny ratsy fanahy kosa mbola hanao ratsy ihany. Ary tsy hisy ratsy fanahy hahazo ny dikan’izany teny izany, fa izay lalin-tsaina ihany no hahazo.+
10 Be dia be ny olona ho voadio, satria hodioviny sy hofotsiny ny tenany.+ Fa ny ratsy fanahy kosa mbola hanao ratsy ihany. Ary tsy hisy ratsy fanahy hahazo ny dikan’izany teny izany, fa izay lalin-tsaina ihany no hahazo.+