Deoteronomia 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo i Jehovah Andriamanitrareo. Andriamanitra tena miavaka sy mahery ary mendrika hatahorana izy, sady tsy mba miangatra amin’iza na iza+ na mandray kolikoly. Salamo 136:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 136 Misaora an’i Jehovah, fa tsara izy;+Be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.+ 2 Misaora an’ilay Andriamanitry ny andriamanitra,+Fa be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.
17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo i Jehovah Andriamanitrareo. Andriamanitra tena miavaka sy mahery ary mendrika hatahorana izy, sady tsy mba miangatra amin’iza na iza+ na mandray kolikoly.
136 Misaora an’i Jehovah, fa tsara izy;+Be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.+ 2 Misaora an’ilay Andriamanitry ny andriamanitra,+Fa be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.