Daniela 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Mbola nijery aho taorian’izay, dia iny nisy biby hafa nitovy tamin’ny leopara.+ Nisy elatra efatra hoatran’ny ela-borona teo an-damosiny, ary efatra ny lohany.+ Nomena fahefana hitondra io biby io. Daniela 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary mbola nijery aho, dia hitako fa nisy osilahy iray+ avy any andrefana.* Dia nitety ny tany manontolo izy io nefa tsy nitehi-tany. Ary nisy tandroka iray nisongadina be teo anelanelan’ny masony.+ Daniela 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ilay osilahy lava volo indray dia ny mpanjakan’i Gresy,+ ary ilay tandroka ngezabe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.+ Daniela 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Ary hisy mpanjaka mahery hitsangana ka hanjaka amin’ny faritra midadasika,+ sady hanao izay tiany.
6 “Mbola nijery aho taorian’izay, dia iny nisy biby hafa nitovy tamin’ny leopara.+ Nisy elatra efatra hoatran’ny ela-borona teo an-damosiny, ary efatra ny lohany.+ Nomena fahefana hitondra io biby io.
5 Ary mbola nijery aho, dia hitako fa nisy osilahy iray+ avy any andrefana.* Dia nitety ny tany manontolo izy io nefa tsy nitehi-tany. Ary nisy tandroka iray nisongadina be teo anelanelan’ny masony.+
21 Ilay osilahy lava volo indray dia ny mpanjakan’i Gresy,+ ary ilay tandroka ngezabe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.+
3 “Ary hisy mpanjaka mahery hitsangana ka hanjaka amin’ny faritra midadasika,+ sady hanao izay tiany.