Isaia 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Hataoko inona koa izay sorona be dia be atolotrareo?”,+ hoy i Jehovah. “Leon’ny ondrilahy+ ataonareo fanatitra dorana aho, sady tofoky ny tavin’ny biby nohatavezina,+Ary tsy mahafinaritra ahy ny ran’ny+ vantotr’ombilahy+ sy ny ran’ny zanak’ondry ary ny ran’ny osilahy.+ Amosa 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Na dia manolotra fanatitra dorana manontolo sy fanatitra atao fanomezana ho ahy aza ianareo,Dia tsy hahafinaritra ahy ireny.+Ary tsy hankasitrahako ny biby nohatavezina hataonareo sorona iombonana.+
11 “Hataoko inona koa izay sorona be dia be atolotrareo?”,+ hoy i Jehovah. “Leon’ny ondrilahy+ ataonareo fanatitra dorana aho, sady tofoky ny tavin’ny biby nohatavezina,+Ary tsy mahafinaritra ahy ny ran’ny+ vantotr’ombilahy+ sy ny ran’ny zanak’ondry ary ny ran’ny osilahy.+
22 Na dia manolotra fanatitra dorana manontolo sy fanatitra atao fanomezana ho ahy aza ianareo,Dia tsy hahafinaritra ahy ireny.+Ary tsy hankasitrahako ny biby nohatavezina hataonareo sorona iombonana.+