Hosea 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hatahotra noho izay hanjo an’ilay zanak’omby nataony sampy tao Beti-avena ny mponin’i Samaria.+ Halahelo an’ilay sampy izy ireoSy ny mpisoron’ny andriamani-kafa, izay nirehareha erỳ tamin’ilay zanak’omby sy tamin’ny voninahitr’izy io.Hatao sesitany lavitra azy ireo mantsy ilay zanak’omby.
5 Hatahotra noho izay hanjo an’ilay zanak’omby nataony sampy tao Beti-avena ny mponin’i Samaria.+ Halahelo an’ilay sampy izy ireoSy ny mpisoron’ny andriamani-kafa, izay nirehareha erỳ tamin’ilay zanak’omby sy tamin’ny voninahitr’izy io.Hatao sesitany lavitra azy ireo mantsy ilay zanak’omby.