Hosea 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Tao Gilgala+ izy ireo no nanao ny zava-dratsy rehetra, ka lasa halako izy ireo tao. Horoahiko hiala ao an-tranoko izy ireo satria nanao ratsy.+ Tsy ho tiako intsony izy ireo,+Fa mafy loha ny andrianany rehetra. Amosa 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Mankanesa ao Betela mba handika lalàna,*+Ary manaova mihoatra noho izany ao Gilgala.+ Mitondrà sorona amin’ny maraina,+Ary mitondrà ampahafolon-karena,+ amin’ny andro fahatelo.
15 “Tao Gilgala+ izy ireo no nanao ny zava-dratsy rehetra, ka lasa halako izy ireo tao. Horoahiko hiala ao an-tranoko izy ireo satria nanao ratsy.+ Tsy ho tiako intsony izy ireo,+Fa mafy loha ny andrianany rehetra.
4 ‘Mankanesa ao Betela mba handika lalàna,*+Ary manaova mihoatra noho izany ao Gilgala.+ Mitondrà sorona amin’ny maraina,+Ary mitondrà ampahafolon-karena,+ amin’ny andro fahatelo.