Ezekiela 23:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nanitsakitsa-bady*+ izy roa vavy, ary nandatsa-dra. Nanitsakitsa-bady izy satria nanompo an’ireo sampiny maharikoriko. Tsy izay ihany anefa fa nodorany tao anaty afo koa ny zanany naterany tamiko, ka nataony sakafon’ireny sampiny ireny.+
37 Nanitsakitsa-bady*+ izy roa vavy, ary nandatsa-dra. Nanitsakitsa-bady izy satria nanompo an’ireo sampiny maharikoriko. Tsy izay ihany anefa fa nodorany tao anaty afo koa ny zanany naterany tamiko, ka nataony sakafon’ireny sampiny ireny.+