-
Ezekiela 33:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ry zanak’olona, miresaha amin’ny zanaky ny firenenao,+ ka lazao aminy hoe:
“‘Andeha hatao hoe mitondra sabatra hamely ny tany iray aho.+ Ary mifidy lehilahy iray ny olona rehetra ao amin’ilay tany mba hataony mpitily. 3 Dia hitan’ilay lehilahy hoe iny fa misy sabatra hamely an’ilay tany, ka mitsoka anjombona izy mba hampitandremana ny olona.+
-
-
Amosa 3:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Raha tsofina ao an-tanàna ny anjombona, tsy hangovitra ve ny olona?
Raha misy loza ao an-tanàna, tsy i Jehovah ve no nahatonga izany?
-