12 Vorio daholo ny vahoaka,+ dia ny lehilahy, ny vehivavy, ny ankizy, ary ny vahiny mipetraka ao an-tanànanareo. Dia amin’izay izy ireo hihaino sy hianatra momba an’i Jehovah Andriamanitrareo ary hatahotra azy, ka hanaraka tsara an’izay rehetra voalazan’ity Lalàna ity.