Isaia 5:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hahita loza izay mitaritarika ny fahadisoany amin’ny tady famitahana,Sy mitaritarika ny fahotany amin’ny tady fitarihana sarety.19 Miteny izy ireo hoe: “Aleo hataony haingana ny asany.Aleo ho tonga haingana izany, mba ho hitanay. Aleo ho tanteraka ny fikasan’Ilay* Masin’ny Israely,Mba ho fantatray!”+
18 Hahita loza izay mitaritarika ny fahadisoany amin’ny tady famitahana,Sy mitaritarika ny fahotany amin’ny tady fitarihana sarety.19 Miteny izy ireo hoe: “Aleo hataony haingana ny asany.Aleo ho tonga haingana izany, mba ho hitanay. Aleo ho tanteraka ny fikasan’Ilay* Masin’ny Israely,Mba ho fantatray!”+