Isaia 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy izany anefa no ataonareo fa ilaozanareo manao fety sy mifalifaly,Mamono omby aman’ondry,Ary mihinan-kena sy misotro divay.+ Dia hoy ianareo: ‘Andao isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.’”+
13 Tsy izany anefa no ataonareo fa ilaozanareo manao fety sy mifalifaly,Mamono omby aman’ondry,Ary mihinan-kena sy misotro divay.+ Dia hoy ianareo: ‘Andao isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.’”+