Mika 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hataoko lasa korontam-bato mivangongo eny an-tsaha i Samaria,Ary ho lasa tany fambolena voaloboka.Dia hatsipiko* eny an-dohasaha ny vatony,Ary hataoko miharihary ny fototra iorenany.
6 Hataoko lasa korontam-bato mivangongo eny an-tsaha i Samaria,Ary ho lasa tany fambolena voaloboka.Dia hatsipiko* eny an-dohasaha ny vatony,Ary hataoko miharihary ny fototra iorenany.