-
Isaia 60:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ho lasa olo-marina daholo ny vahoakanao,
Ary ho fananan’izy ireo mandrakizay ilay tany.
-
-
Ezekiela 34:27, 28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Hamoa ny hazo eny an-tsaha, ary hamokatra ny tany.+ Ary hiadana sy hilamina izy ireo ao amin’ilay tany. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah rehefa tapahiko ny ziogany,+ ka hovonjeko amin’izay manandevo azy izy. 28 Tsy hataon’ny firenena remby intsony izy ireo, ary tsy hihinana azy ny bibidia eny ambonin’ny tany. Hiadana sy hilamina izy ireo, ka tsy hisy hampatahotra azy.+
-