Isaia 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’izay sisa miangana amin’ny vahoakany, dia izay sisa tavela,+Hoatran’ilay lalambe ho an’ny Israely, tamin’ilay andro nivoahany avy tany Ejipta. Isaia 27:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hisy anjombona lehibe hotsofina,+ amin’izany andro izany. Dia ho tonga izay efa ho faty any Asyria+ sy izay miparitaka any Ejipta,+ ka hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny tendrombohitra masina any Jerosalema.+ Hosea 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hangovitra hoatran’ny vorona izy ireo rehefa mivoaka avy any Ejipta,Dia hangovitra hoatran’ny voromailala rehefa mivoaka avy any Asyria.+Ary hapetrako ao an-tranony izy ireo”, hoy i Jehovah.+
16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’izay sisa miangana amin’ny vahoakany, dia izay sisa tavela,+Hoatran’ilay lalambe ho an’ny Israely, tamin’ilay andro nivoahany avy tany Ejipta.
13 Ary hisy anjombona lehibe hotsofina,+ amin’izany andro izany. Dia ho tonga izay efa ho faty any Asyria+ sy izay miparitaka any Ejipta,+ ka hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny tendrombohitra masina any Jerosalema.+
11 Hangovitra hoatran’ny vorona izy ireo rehefa mivoaka avy any Ejipta,Dia hangovitra hoatran’ny voromailala rehefa mivoaka avy any Asyria.+Ary hapetrako ao an-tranony izy ireo”, hoy i Jehovah.+